Salamo 117:2 MG1865

2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.

Vakio ny toko manontolo Salamo 117

Jereo Salamo 117:2 amin'ny teny manodidina.