Salamo 10:14 MG1865

14 Efa nahita ihany Hianao, satria mijery fahoriana sy alahelo, mba hovalian'ny tananao. Hianao no iononan'ny mahantra; Hianao no Mpamonjy ny kamboty.

Vakio ny toko manontolo Salamo 10

Jereo Salamo 10:14 amin'ny teny manodidina.