Salamo 10:7 MG1865

7 Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; ao ambanin'ny lelany dia misy fampahoriana sy faharatsiana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 10

Jereo Salamo 10:7 amin'ny teny manodidina.