Salamo 100:2 MG1865

2 Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 100

Jereo Salamo 100:2 amin'ny teny manodidina.