1 Salamo nataon'i Davida. Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Hianao, Jehovah ô, no hoderaiko.
Vakio ny toko manontolo Salamo 101
Jereo Salamo 101:1 amin'ny teny manodidina.