Salamo 101:7 MG1865

7 Tsy mba hitoetra ao anatin'ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan'ny masoko izay milaza lainga.

Vakio ny toko manontolo Salamo 101

Jereo Salamo 101:7 amin'ny teny manodidina.