1 Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan'i Jehovah. Jehovah ô, henoy ny fivavako, Ary aoka hankeo aminao ny fitarainako.
Vakio ny toko manontolo Salamo 102
Jereo Salamo 102:1 amin'ny teny manodidina.