Salamo 102:12 MG1865

12 Nefa Hianao, Jehovah ô, mipetraka manjaka mandrakizay; Ary ny fahatsiarovana Anao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Salamo 102

Jereo Salamo 102:12 amin'ny teny manodidina.