13 Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy;
Vakio ny toko manontolo Salamo 103
Jereo Salamo 103:13 amin'ny teny manodidina.