17 Fa ny famindram-pon'i Jehovah dia hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin'izay matahotra Azy Ary ny fahamarinany mihatra amin'ny taranaka.
Vakio ny toko manontolo Salamo 103
Jereo Salamo 103:17 amin'ny teny manodidina.