Salamo 103:20 MG1865

20 Misaora an'i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon'ny teniny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 103

Jereo Salamo 103:20 amin'ny teny manodidina.