Salamo 105:37 MG1865

37 Ary dia nitondra ny olony nivoaka Izy sady nampahazo azy volafotsy sy volamena; Ary tsy nisy nangozohozo na dia iray akory aza tamin'ny fireneny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 105

Jereo Salamo 105:37 amin'ny teny manodidina.