Salamo 105:8 MG1865

8 Mahatsiaro ny fanekeny mandrakizay Izy, Dia ilay teny izay voadidiny ho an'ny taranaka arivo mandimby,

Vakio ny toko manontolo Salamo 105

Jereo Salamo 105:8 amin'ny teny manodidina.