Salamo 106:7 MG1865

7 Ny razanay tany Egypta tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao; Tsy mba nahatsiaro ny habetsahan'ny famindram-ponao ireny, Fa niodina teo amoron-dranomasina, Dia teo amoron'ny Ranomasina Mena

Vakio ny toko manontolo Salamo 106

Jereo Salamo 106:7 amin'ny teny manodidina.