1 Miderà an'i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony.
2 Aoka hanao izany ny navotan'i Jehovah, Dia izay navotany ho afa-ka tamin'ny tanan'ny fahavalo,
3 Sy nangoniny avy tany amin'ny tany maro, Dia avy tany atsinanana sy andrefana ary tany avaratra sy tany amin'ny ranomasina.
4 Nirenireny tany an-efitra ireny ka nanavatsava tany an-tany foana, Ary tsy nahita tanàna honenana.
5 Noana sy nangetaheta izy, Sady reraka ny ainy tao anatiny,