Salamo 107:41 MG1865

41 Fa manandratra ny malahelo ho afa-pahoriana kosa Izy,Ka mahamaro mianakavy azy toy ny ondry andiany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 107

Jereo Salamo 107:41 amin'ny teny manodidina.