Salamo 108:11 MG1865

11 Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin'ny miaramilanay, Andriamanitra ô?

Vakio ny toko manontolo Salamo 108

Jereo Salamo 108:11 amin'ny teny manodidina.