Salamo 109:8 MG1865

8 Aoka ho vitsy ny androny; Ary aoka ho lasan'olon-kafa ny anjara raharahany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 109

Jereo Salamo 109:8 amin'ny teny manodidina.