Salamo 110:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida. Izao no lazain'i Jehovah amin'ny Tompoko: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 110

Jereo Salamo 110:1 amin'ny teny manodidina.