Salamo 111:10 MG1865

10 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 111

Jereo Salamo 111:10 amin'ny teny manodidina.