Salamo 115:7 MG1865

7 Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 115

Jereo Salamo 115:7 amin'ny teny manodidina.