121 Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; Aza manolotra ahy ho amin'ny mpampahory ahy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 119
Jereo Salamo 119:121 amin'ny teny manodidina.