Salamo 119:127 MG1865

127 Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:127 amin'ny teny manodidina.