Salamo 119:161 MG1865

161 Na dia ny mpanapaka aza dia nanenjika ahy tsy ahoan-tsy ahoana; Nefa ny teninao no atahoran'ny foko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:161 amin'ny teny manodidina.