Salamo 119:165 MG1865

165 Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:165 amin'ny teny manodidina.