Salamo 119:21 MG1865

21 Voateninao mafy ny mpirehareha, dia ny olom-boaozona, Izay mania miala amin'ny didinao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:21 amin'ny teny manodidina.