Salamo 119:82 MG1865

82 Pahina ny masoko miandry ny teninao, Ka hoy izaho: Rahoviana no hampionona ahy Hianao?

Vakio ny toko manontolo Salamo 119

Jereo Salamo 119:82 amin'ny teny manodidina.