Salamo 12:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-hasheminith. Salamo nataon'i Davida. Vonjeo, Jehovah ô, fa efa lany ny tsara fanahy; eny, tsy misy mahatoky intsony eo amin'ny zanak'olombelona.

Vakio ny toko manontolo Salamo 12

Jereo Salamo 12:1 amin'ny teny manodidina.