Salamo 125:1 MG1865

1 Fihirana fiakarana. Izay matoky an'i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 125

Jereo Salamo 125:1 amin'ny teny manodidina.