Salamo 125:5 MG1865

5 Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Salamo 125

Jereo Salamo 125:5 amin'ny teny manodidina.