Salamo 127:2 MG1865

2 Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany, na dia matory aza izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 127

Jereo Salamo 127:2 amin'ny teny manodidina.