2 Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako am-panahy, sy hahalahelovako am-po isan'andro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan'ny fahavaloko ho amboniko?
Vakio ny toko manontolo Salamo 13
Jereo Salamo 13:2 amin'ny teny manodidina.