Salamo 131:1 MG1865

1 Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro.

Vakio ny toko manontolo Salamo 131

Jereo Salamo 131:1 amin'ny teny manodidina.