Salamo 132:11 MG1865

11 Jehovah efa nianiana tamin'i Davida, Ary marina izany ka tsy hitsoahany Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin'ny seza fiandriananao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 132

Jereo Salamo 132:11 amin'ny teny manodidina.