Salamo 135:7 MG1865

7 Mampiakatra zavona avy amin'ny faran'ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,

Vakio ny toko manontolo Salamo 135

Jereo Salamo 135:7 amin'ny teny manodidina.