1 Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
2 Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
3 Miderà ny Tompon'ny tompo; Fa mandrakizay ny famindram-pony;
4 Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),