Salamo 137:3 MG1865

3 Fa teo dia nangataka anay hihira izay namabo anay; Ary izay nampahory anay nangataka anay hanao fifaliana ka nanao hoe: Manaova hiran'i Ziona eto anatrehanay.

Vakio ny toko manontolo Salamo 137

Jereo Salamo 137:3 amin'ny teny manodidina.