Salamo 138:3 MG1865

3 Tamin'ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 138

Jereo Salamo 138:3 amin'ny teny manodidina.