Salamo 139:3 MG1865

3 Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 139

Jereo Salamo 139:3 amin'ny teny manodidina.