Salamo 139:5 MG1865

5 Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 139

Jereo Salamo 139:5 amin'ny teny manodidina.