Salamo 14:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.

Vakio ny toko manontolo Salamo 14

Jereo Salamo 14:1 amin'ny teny manodidina.