Salamo 140:12 MG1865

12 Fantatro fa Jehovah no handahatra ny tenin'ny mahantra Sady hanome rariny ho an'ny malahelo.

Vakio ny toko manontolo Salamo 140

Jereo Salamo 140:12 amin'ny teny manodidina.