4 Jehovah ô, vonjeo amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho, Ary arovy amin'ny olon-dozabe, Izay efa nihevitra handronjina ahy ho potraka.
Vakio ny toko manontolo Salamo 140
Jereo Salamo 140:4 amin'ny teny manodidina.