Salamo 141:5 MG1865

5 Aoka ny marina hamely ahy amin'ny fahalemen-panahy ka hananatra ahy, Fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handà izany ny lohako; Fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian'ireny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 141

Jereo Salamo 141:5 amin'ny teny manodidina.