Salamo 142:3 MG1865

3 Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatro ny alehako; Eo amin'ny lalana izorako No nanafenany fandrika hamandrihany ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 142

Jereo Salamo 142:3 amin'ny teny manodidina.