Salamo 142:6 MG1865

6 Henoy ny fitarainako, Fa reraka indrindra aho; Vonjeo aho amin'ny mpanenjika ahy, Fa tsy leoko ireny.

Vakio ny toko manontolo Salamo 142

Jereo Salamo 142:6 amin'ny teny manodidina.