Salamo 143:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin'ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 143

Jereo Salamo 143:1 amin'ny teny manodidina.