8 Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Hianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko.
Vakio ny toko manontolo Salamo 143
Jereo Salamo 143:8 amin'ny teny manodidina.