Salamo 145:3 MG1865

3 Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany .

Vakio ny toko manontolo Salamo 145

Jereo Salamo 145:3 amin'ny teny manodidina.