Salamo 146:2 MG1865

2 Hidera an'i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an'Andriamanitra aho, raha mbola velona koa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 146

Jereo Salamo 146:2 amin'ny teny manodidina.